|
|
|
|

Teny iditra 1  ritina
Fototeny  2 ritra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Alana ny rano ao aminy: Tokony horitina ity farihy ity fa tsy mahasalama
9 Andrahoina amin' ny fanaovana izay hahalasa fofona ny rano andrahoana azy: Tsara ny hena ritina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be dried up, to be cooked till all the water is gone [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on dessèche ; qu'on fait cuire jusqu'à ce que le liquide soit evaporé [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20