Teny iditra | ritra | |||||||||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza rano lany tsy misy intsony, tankina, sy maina: Ritra ny loharano ka tsy mahita hantsakana ny olona Enti-milaza zavatra handroina ka mass-ka rehefa lasan-ko fofona ny rano nahandroana azy: Efa ritra ny vary ao am-bilany ka antsoy ny olona fa hisakafo isika Ringana, maty daholo, ripaka: Ritra tamin' ilay tondra-drano iny ny vorona nompianay teto Lany, ringana, majifa, mafafa: Ritra tamin' ny loka ny hareny [1.1] | |||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Dried up, all gone [1.7] | |||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Desséché, sans eau: Ritra ny tanimbary (Les rizières sont desséchées) Tari: Ritra ity loharano il y (Cette source a tari) évaporé, absorbé: Ritra ny hena (L'eau de la viande est évaporée) ~ Ritra ny vary ao am-bilavy (L eau est évaporée dans la marmite où cuit le riz) Exterminé, comme dans une épidémie: Ritra ny vahoaka tamin' izany areti-mifindra izany (Le peuple fut exterminé dans cette épidémie) Consumé: Ritra ny hareny tamy ny fisotroan-toaka (Il a consumé sa fortune en buvant du rhum) épuisé: Ritra ny voankazonay (Nos fruits sont épuisés) Saisis tous d'un rire général: Ritry ny hehy ny olona (Tout le monde fut saisi de rire) [1.3] | |||||||||||||||||||||
Desséché, évaporé [1.8] | ||||||||||||||||||||||
(toute l'île). Racine verbale et adjectif, sens général : desséché. En parlant des fruits, se dit de ceux qui sont spongieux, sans jus. Par exemple : ritra ilay voasary : cette orange est spongieuse, sans jus.. [1.196] | ||||||||||||||||||||||
Ohatra | ny oran-ko ritra / ny oran-ko tankina / tsy mba anjairan-tsarotro hialofana
[2.131] | |||||||||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||||||||
| ||||||||||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny ritra io | |||||||||||||||||||||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |