|
|
|
|

Teny iditra 1  rizareo
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana [Fitanisana]
Haiendriteny 
3  Tsotra :
4  Tovonana :
Fanazavàna teny malagasy  5 Enti-manondro olona maro [1.1]
Ohatra  6  Resy rizareo any Imady! [2.270#100]
7  Tsy tonga mihitsy rizareo. [2.332#90]
8  Tonga nanao sovoka alina an' Ambohimanga rizareo; [2.113#33]
Tsanganana sy sary iray takila  9  Ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/28