|
|
|
|

Teny iditra 1  roahina
Fototeny  2 roaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ambenana ka arahina avy ato aoriana: Efa lasa noroahin' Ikoto any an-tsaha ny omby
9 Atosika handeha hihataka: Roahy any io alika io
10 Terena hiala, esorina: Noroahin' ny mpampianatra Ibalita fa sady tsy mahay no maditra
11 Atao sesitany: Noroahin' ny fanjakana izy fa nahavita heloka bevava [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to be driven away, to be expelled [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 qu'on chasse; qu'on pousse devant soi; qu'on expulse [1.8]
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 aharony, 16 ahorina, 17 aniraho, 18 anohary, 19 anorahy, 20 arahony, 21 aronahy, 22 haorina, 23 hariaño, 24 haroina, 25 hoarina, 26 iharano, 27 oharina, 28 rihaona, roahina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21