|
|
|
|

Teny iditra1  roboana (robo)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fitahina amin' ny teny mamy, dokadokafana: Noroboan' ny namany izy dia roso tokoa [1.1]
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  8  Aborano, baorano, bonoara, boroaña, roboana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20