|
|
|
|

Teny iditra 1  rodaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  21 Mirehitra milelalela amin' ny tsy antony
22 Mandanilany befahatany, mirobaroba ny ananana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  23 prodigue [1.3]
Tovy hevitra  24 rodaroda

Fivaditsoratra  25 adrako, 26 daroka, 27 radoka, rodaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22