|
|
|
|

Teny iditra1  rodaroda
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Manao izay hampirehi-be ny kitay eo am-patana 4  Mpandanilany tsy mitsapa ny farany [1.1]
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny iharana :
7  Matoantenin' ny fameno :
8  Anarana :
9  Mpamaritra :
Mpanahaka  10  Rodaka, tobatoba, robaroba

Fivaditsoratra  11  adroadro, doradora, draodrao, radorado, rodaroda

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31