|
|
|
|

Teny iditra 1  rohizana
Fototeny  2 rohy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Fatorana amin' ny mahazaka: Rohizo io lakana io fa sao lasan' ny rano
9 (omby) Samborina amin' ny fanipazana tady eny amin' ny tandrony na eny amin' ny tongony: Norohizan-dRakoto ny ombiny
10 Tanana, hazonina: Tandremo ny teny atao fa sao rohizan' ny olona amin' ny vavanao ianao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be bound with a cord [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 qu'on lie [1.8]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21