Teny iditra |
roka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano]
Lava-trandraka [1.78]
|
|
Teny iditra |
roka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Zezika, zezika miavosa kely na fotaka manampina ny vava lavaky ny foza. [1.1]
|
| Tany mainty mahavokatra [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | Fumier, humus [1.13]
|
Ohatra | atao izay hisian' ny roka hiveloman' ny vary
[2.445]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
roka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Fananana [1.78]
|
|
Teny iditra |
roka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Honahona [1.78]
|
|
Teny iditra |
roka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Mahafaly, Sakalava Atsimo]
(de roka : ce qui est raboteux, couvert d'aspérités ; chez l'homme : peau couverte de boutons, éruption cutanée).
Tronc déjà taillé pour faire des pirogues monoxyles, mais non encore façonné définitivement.
[1.196]
|
Voambolana |
|