Teny iditra | 1 romotana |
Fototeny | 2 romotra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Rambasana, rovitina amin' ny nify: Noromotan' ny alika ny pataloany [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to be bitten [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 mordu par un chien [1.8] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 11 mañatoro, manorota, manotora, mantaoro, maonotra, romotana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |