|
|
|
|

Teny iditra 1  rongony
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  5 Zavamaniry misy kirany azo tenomina ary fifohan' ny olona sasantsasany ny voany, izay atao koa hoe maosy, na katrinia: Mahalasa adaladala sy mahabibibiby ny fifohana rongony [1.1#839]
Fanazavàna teny anglisy  6 the hemp plant [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 chanvre [1.8]
8 [Merina+Betsileo] (de rongo : ce que l'on tisse ; les fibres textiles). Cannabis sativa (Cannabaceae). Ce nom est celui qu'on donne à la plante cultivée comme textile. Les parties ou variétés plus spécialement utilisées à usage du stupéfiant s'appellent angafo (Merina) ou jiajia (Sakalava). Plus rarement, on donne aussi le nom de rongony à d'autres plantes textiles. En médecine vétérinaire empirique, la décoction de chanvre est considérée comme le remède spécifique de la maladie de Porc connue sous le nom de ramoretaka. [1.196]
Ohatra  9  Dia natao toy izany koa ny rongony. [2.4#114]
10  Eni-mangamanga Fito paraky, Valo tanantanana, Sivy rongony, Folo fanolehana! [2.69#252]
Voambolana  11  Haizavamaniry
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 8 misy ny teny hoe rongony
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21