|
|
|
|

Teny iditra 1  rongotina
Fototeny  2 rongotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza zavajavatra betsaka entina mimaka amin' ny tena ka somary manahirankirana: Norongotiny daholo ny akanjony sy ny lambany [1.1]

Fivaditsoratra  rongotina, 9 tangorony

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04