Teny iditra (1/2) | 1 rongotra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Voambolana |
3 Haizavamaniry: ahitra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 zava-maniry [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 (de rongotra : se charger de menus objets ; allusion aux fruits adhésifs). Nom de plante cité par Malzac sans autre précision. [Merina]
[1.196] |
Teny iditra (2/2) | 6 rongotra |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
13 Fitondrana zavajavatra maro izay mampananosarotra ny tena; fiarahana amin' ny ankizy betsaka izay misarangodrangotra eny am-pandehanana [1.1] |
Fivaditsoratra | 14 rangotro, rongotra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |