|
|
|
|

Teny iditra 1  rorana
Fototeny  2 rora
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tsipazana rora: Nororan' ilay mpanao fanafody ny fery dia toa maina
9 Atao tsinontsinona, tebahina, fotsifotsina, zimbazimbaina: Nororany ilay mpangalatra dia lasa izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be spat upon [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 sur qui ou quoi on crache [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20