|
|
|
|

Teny iditra1  rorana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tsipazana rora: Nororan' ilay mpanao fanafody ny fery dia toa maina
Atao tsinontsinona, tebahina, fotsifotsina, zimbazimbaina: Nororany ilay mpangalatra dia lasa izy
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to be spat upon
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] sur qui ou quoi on crache
Fototeny  6  rora
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11  aroran, narora, norara, rorana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21