|
|
|
|

Teny iditra 1  roritina
Fototeny  2 roritra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Sintonina, tarihina, sarihana: Aza roritinao mafy toy izao ny sandriko
9 Henjanina: Nororitiny ny lamboridin-tsoavaly dia nijanona tampoka ilay biby
10 Halavaina, itarina, taritina ho lava: Nororitiny ny filazan-javatra ka nanjary nahasosotra
11 Vivitina: Rorito ny sofin' io zaza io fa mandainga [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to be pulled from opposite directions; to be stretched out like rubber [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 qu'on tiraille; qu'on tend en tiraillant [1.8]
Ohatra  14  matoa miteny izy, misy antony hatrany, saingy roritiny sy itariny izany fitenenana izany, ary tsy hadinony mihitsy ny mampahatsiahy anay ny toerana misy anay eo amin' ny fiaraha-monina. [2.472#52]
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe roritina
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21