Teny iditra |
roritra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fisintonana zavatra mafy; fanaovana izay hahahenjana zavatra iray tsy higarera; fitarihana zavatra mankamin' ny tena [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Pulled in opposite directions; stretched out like rubber [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on tiraille; étendu comme du caoutchouc [1.8]
|
Ohatra | Izahay rehetra ireo, rahefa adinina ka tsy mahay, tsy maintsy misy fampahoriana madinika atao anay : roritra sofina, kapoka fitsipika, latsa
[2.472]
|
Sampanteny |
Tsipelina hafa |
|