Teny iditra | 1 roritra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 Fisintonana zavatra mafy; fanaovana izay hahahenjana zavatra iray tsy higarera; fitarihana zavatra mankamin' ny tena [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
9 pulled in opposite directions; stretched out like rubber [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
10 qu'on tiraille; étendu comme du caoutchouc [1.8] |
Ohatra |
11 Izahay rehetra ireo, rahefa adinina ka tsy mahay, tsy maintsy misy fampahoriana madinika atao anay : roritra sofina, kapoka fitsipika, latsa [2.472] |
Tsipelina hafa | 12 riritra, rirotra |
Fivaditsoratra | 13 rirotra, roritra |
Nohavaozina tamin' ny 2021/10/03 |