| Teny iditra | 1 roroha |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazana kitapo anangonan' ny biby mandinika sasantsasany, toy ny omby, ny ahitra raotiny eny antsaha, ka rehefa mipetraka milamina izy, dia ampiakariny avy ao indray ireo ahitra ireo mba hitsakoany azy tsara
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 la panse des animaux ruminants
[1.3] |
| Ohatra |
5 Ary ny roroha ny sy havokavoka sy ny aty ny, sasahina:
[2.48]
|
| Voambolana | 6 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
| Fikambanana | 7 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 7 misy ny teny hoe roroha |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|