|
|
|
|

Teny iditra 1  rozaka
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  9 Toetran' ny zavatra lava miramborambo ka mikiraviravy
10 Fotoana lava loatra amin' ny fanaovan-draharaha [1.1]

Fivaditsoratra  11 razoka, rozaka, 12 Zakora

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04