|
|
|
|

Teny iditra 1  rozatina
Fototeny  2 rozatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Roridroritina, sintontsintonina: Mafy ny mahazo an' itsy vehivavy itsy fa rozatin-janany foana ny nonony
9 Averimberina lazaina tsisy farany mba hamelezana olona [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04