|
|
|
|

Teny iditra 1  rozatra
Sokajin-teny  2  Tsy lazaina
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  16 Roridroritra lava tsy misy fitsaharana (toy ny zazakely mandroridroritra ny nonon-dreniny); fanararaotana teny na hadisoana kely nataon' olona mba hitanarahana azy mandavan-taona, vazizotra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  17 action de tirailler, comme un enfant tiraillant sans cesse le sein de sa mère
18 action de profiter d'une parole échappée ou d'une faute quelconque pour poursuivre sans cesse quelqu'un [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20