|
|
|
|

Teny iditra (1/5) 1  ro-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe rotra

Teny iditra (2/5) 3  ro~
Sokajin-teny  4  tovona [Fitanisana]
Tsanganana sy sary iray takila  5  Teny misy io tsirinteny io

Teny iditra (3/5) 6  ro
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 [rô] [Sihanaka] laoka [1.78]
9 Ranon-kanina, indrindra ranon' anana masaka: Tsy mahalany vary mihitsy izy raha tsy misy rony. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 bouillon, meat juice, broth [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 bouillon, jus de viande [1.8]
12 (sens général : suc exprimé des fruits ou d'autres organes végétaux ; bouillon obtenu après cuisson des légumes). Le duplicatif roro : qui donne peu de jus ; ou qui fait de l'écume comme certains légumes, à la cuisson (ne pas confondre avec rora : salive, crachant). D'où le verbe mandoro : donner un bouillon écumeux, comme les haricots (ne pas confondre avec mandrora : cracher). [1.196]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 50 misy ny teny hoe ro
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (4/5) 15  ro
Sokajin-teny  16  kianteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  17 [Antesaka] no [1.78]

Teny iditra (5/5) 18  ro
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny frantsay  20 (surtout bara et Sud Betsileo) (de ro (1)). Ochrocarpos orthocladus (Baker) H.Perrier (Clusiaceae). Les graines écrasées étaient bouillies avec de l'eau pour en extraire l'huile. Elles donnaient alors un bouillon très écumant, d'où le nom. [1.196]
Voambolana  21  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2026/10/22