| Teny iditra | 1 mandoro |
| Fototeny | 2 doro |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mampirehitra: Nandoro ny tanàna ny fahavalo dia lasa
9 Manao izay hahamasaka: Mandoro biriky tanimanga 10 Manao: Mandoro arina [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 to burn
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 brûler
[1.8] |
| Ohatra |
13 Saingy na dia mahasoa amin' ny fanaovan-taozavatra aza ny afo, dia mety mandoro sy mampidi-doza koa.
[2.470#46]
14 Tsy baomba tsotra intsony no nalefan' ny Anglisy, fa baomba mandoro. [2.472#144] |
| Mpanahaka | 15 mampirehitra, 16 manatsetsaka, 17 manatsolo, 18 mandotra, 19 mandrehitra |
| Fikambanana | 20 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mandoro |
| Ohabolana | 21 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | mandoro, 22 mondrao |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|