|
|
|
|

Teny iditra1  Rtoa
Sokajin-teny  2  anarana (fanafohezanteny)
Fanazavàna teny malagasy  3  [3.1] fanafohezan' ny hoe Ramatoa
Fanazavàna teny anglisy  4  [3.1] "Mrs." (Missus) , "Ms." (Miss) : abbreviation of Ramatoa
Fanazavàna teny frantsay  5  [3.1] "Mme." (Madame), "Mlle." (Mademoiselle) : abréviation de Ramatoa
Ohatra  6  Andriamanga sy rtoa Razanajay sy havana ray aman-dreny avy tany Antananarivo. [2.356]
7  Ravelojaona niaraka tamin-dRtoa Raharinoro vadiny ary niantrano sy nisakafo antoandro tao aminay. [2.356#126]
Voambolana  8  Teny fanajana
Haiendriteny 
9  Tsotra :
Tohi-kevitra  10  atoa

Fivaditsoratra  11  aotr, atro, otra, rota, rtoa, Rtoa, taro, tora

Nohavaozina tamin' ny 2024/02/06