Teny iditra sady
Sokajin-teny mpampitohy [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Ary koa: Tsara sady mafy ity hazo ity
Fanampian' izany, tsy izany ihany fa ...: Mahafinaritra ahy ny volon' io hazo io, sady mora ny vidiny [1.1]
Ohatra 
1Sady amin' izay mihaja fihetsika sy maotimaotina ery. [2.4]
2hoy izy sady mihinana ihany. [2.470]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/02