|
|
|
|

Teny iditra 1  safelehina
Fototeny  2 safelika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 iolahana, iolehana, alaina amin' ny fanodidinana: Nosafelehin' ny fahavolo ny tanàna [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be met or obstructed by one running in an oblique direction. [1.2]
Tovy hevitra  10 felehina
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22