|
|
|
|

Teny iditra 1  saforana
Fototeny  2 safotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Totorana: Nosaforan' ny rano ny tanimbary etsy atsimo
9 Hosorana zavatra, lalorana
10 Rakofana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be flooded [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 inondé [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20