|
|
|
|

Teny iditra1  safotra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8  Rendrika ao anaty...; tototra ao anaty...: Safotry ny rano ny tanimbolinay tamin' ny fahavaratra lasa tao
9  Feno, rakotra, tototra, henika: Safotry ny hafaliana ny reniko nahita ahy tafaverina
10  Safokenatra izy namakivaky ireo olona maro be teo an-tokotaniny
11  Tsy mahatsiaro tena na very saina noho ny fangirifiriana vokatr' aretina na noho ny fihetsehampo be loatra: Notenenin-drainy mafy izy dia safotrafoana tao. á [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12  flooded; confused; overcome or faint [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13  submergé, inondé: Safotra ny tanimbarinay (Notre rizière est submergée)
14  couvert, enduit: Safotry ny menaka ny lohany (Sa tête est enduite de trop de graisse)
15  couvert de honte: Safotry ny henatra izy (Il est couvert de honte)
16  accablé: Safotry ny alahelo izy (Il est accablé de tristesse)
17  comblé: Safotry ny hafaliana izy (Il est comblé de joie)
18  interdit: Nony vao noteneniko izy dia safotra foana teo (À peine l'eus-je réprimandé qu'il fut tout interdit)
19  qui a la tête lourde et étourdie: Safotra be ihany izy noho ny herin' ny tazo (Il est tout étourdi par une forte fièvre) [1.3]
20  inondé
21  confus
22  qui s'évanouit [1.8]
Ohatra  23  niantsamboatra sy nihiaka tokana Rasoa nitairan' izy rehetra ho safotra. [2.470]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  26  fatsora, fosatra, safotra, tsara fo

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/02