|
|
|
|

Teny iditra 1  safosafoina
Fototeny  2 safosafo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Lambolamboina amin' ny tanana
9 Kasihina, tenenina kely fotsiny: Nosafosafoiny fotsiny ny amin' ny toe-karena, fa ny politika no noresahiny be [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be caressed, to be stroked gently [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on caresse de la main [1.8]

Fivaditsoratra  12 fosafosaina, safosafoina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20