| Teny iditra | 1 sahiranina |
| Fototeny | 2 sahirana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Omena raharaha, ahiahy: Aza fady fa sahiraniko ianao
9 Sampontsamponana, sakantsakanana: Tsy sahiranin' inona na inona izy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 to be annoyed, to be troubled
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 qu'on embête, qu'on dérange
[1.8] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|