Teny iditra | sahomborera | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazana sahona maitsomaitso volo fahita eny ambony hazo [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Rainette verte qui se tient sur les arbres. [1.3] | |
Voambolana | Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa | |
Tovy hevitra | sahombora | |
Singan-teny | sahona ; borera | |
Renianarana | ||
Anarana iray reny | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24 |
![]() |