|
|
|
|

Teny iditra1  sahy rano
Singan-teny  2  sahy, rano
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] tsy matahotra ny hinona na ny hisotro tangena

Fivaditsoratra  5  hasarony, hasorany, hisaoran, hisarona, horasain, hosarany, hosarina, hosinara, nosarahi, nosariha, sahirano, sahy rano

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21