|
|
|
|

Teny iditra 1  saihina
Fototeny  2 saika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Alaina amin' ny zinga na siny izay asoka ao anaty rano: Tsy rano notovozina io fa rano nosaihina [1.1]

Fivaditsoratra  saihina, 9 siahina

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04