Teny iditra (1/2) | 1 saika |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fakana rano amin' ny zinga na siny izay tonga dia asoka ao anaty rano ka atao izay hahafeno azy avy hatrany |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 12 saika |
Sokajin-teny | 13 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] Kely foana no tsy...: Saika nianjera izy Manam-pikasana: Saika handeha aho raha vita ny resatsika |
Fanazavàna teny anglisy |
15 [1.7] almost |
Fanazavàna teny frantsay |
16 [1.8] presque |
Ohatra |
17 saika maty aho lahy, hoy aho anakampo, raha raikitra tamin' ireny teo! [2.4] 18 Vary, voanjo, izay no sakafo saika isan' andro. [2.472] |
Tovy hevitra | 19 saiky |
Mpanahaka | 20 kasa |
Fivaditsoratra | 21 akasi, akasy, akisa, asaik, asiak, asika, ikasa, isaka, kasai, kasay, kasia, saika, sakai, Sakay, sakay, sakia, siaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |