Teny iditra sainina (saina)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Eritreretina, dinihina: Saino tsara izany, rankizy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be thought about [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Sur quoi on réfléchit [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : sainina, sainiko, saininao, saininy, sainintsika, saininay, saininareo, sainin', sainin-, sainim-, saini-
Ny lasa : nosainina, nosainiko, nosaininao, nosaininy, nosainintsika, nosaininay, nosaininareo, nosainin', nosainin-, nosainim-, nosaini-
Ny hoavy : hosainina, hosainiko, hosaininao, hosaininy, hosainintsika, hosaininay, hosaininareo, hosainin', hosainin-, hosainim-, hosaini-
Filaza mandidy : saino
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20