|
|
|
|

Teny iditra 1  sakafoana
Fototeny  2 sakafo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Omena, tolorana haninkanina, vola: Tokony hosakafoana ireo tra-boina ireo [1.1]

Fivaditsoratra  9 fanasaoka, 10 fanasoaka, sakafoana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20