Teny iditra | 1 sakaizam-patana |
Singan-teny | 2 sakaiza, fatana |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 entina milaza ireo efa zokiolona izay mila hafanana eo amin' ny afo am-patana 5 indraindray koa ilazana ireo tendan-kanina tsy miala eo akaikin' ny fatana miandry ny sakafo [1.1] |
Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13 |