|
|
|
|

Teny iditra1  sakanomby
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] [Betsileo] Ilazana ny ombikely rehefa sahabo ho voatondro iray ny halavan' ny tandrony
Voambolana  4  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Tovy hevitra  5  mamitolahy

Fivaditsoratra  6  nambosika, nasimbako, sakambino, sakanomby

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21