Teny iditra sakantsakanana (sakantsakana (sakana))
Sokajin-teny anarana
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: sahiranina
Ohatra Ary izany koa no lazaiko aminao ny amin'ny entanareo entin' ny sambonareo, ataonao hoe aza sakantsakanana [2.366]
Haiendriteny 
Tsotra : sakantsakanana, sakantsakanako, sakantsakananao, sakantsakanany, sakantsakanantsika, sakantsakananay, sakantsakananareo, sakantsakanan', sakantsakanan-, sakantsakanam-, sakantsakana-
Tovonana : -tsakantsakanana, -tsakantsakanako, -tsakantsakananao, -tsakantsakanany, -tsakantsakanantsika, -tsakantsakananay, -tsakantsakananareo, -tsakantsakanan', -tsakantsakanan-, -tsakantsakanam-, -tsakantsakana-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20