|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  sakany
Sokajin-teny  2  anarana sakana sy mpisolo
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Habe mifanohitra amin' ny lavany: Ohatrinona no haben' ity efitrano ity? Fito metatra ny lavany ary dimy metatra ny sakany
Habe salasalany, antonintoniny
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] the width
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] largeur
Ohatra  6  Efa tonta ihany ilay varavarana ka takela-kazo sahabo ho iray zehy sakany sy roa halavany no azo nakisaka hijereny ny ati-trano. [2.470]
Voambolana  7  Toerana
Kamban-teny 

Teny iditra (2/3)11  sakany
Fototeny  12  sakana
Sokajin-teny  13  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.1] Lehibe, vantotra, tsy mbola tena lehibe nefa tsy kely intsony koa: Sakan-jaza, sakan' ombivavy
Salasalany, atriatry: Sakan-karona.
Voambolana  15  Toerana

Teny iditra (3/3)16  sakany
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18  [1.1] [Betsileo] Vantotr' ombivavy afa-miteraka
Tovy hevitra  19  vatony, andranarivavy

Fivaditsoratra  20  akasin, ikasan, isakan, kasain, kinasa, nakasi, nakasy, nakisa, nasaik, nasiak, ñasika, nikasa, nisaka, sakain, sakani, sakany, sañaky, sanaky

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08