Teny iditra salaka lambotapaka
Singan-teny salaka ; lambo ; tapaka
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Salaka anaovana amin' ny famorana ary hatreny ambony lohalika izy io [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/20