Teny iditra | sambihafa (samby) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] samihafa [1.78] | |
[Bezanozano] hafa [1.78] | ||
[Tanala] Samihafa, tsy mitovy: Seheña miarak'amimboae mifanahatre fa sambihafa ( sitry miaraka am-boay mitovitovy fa samihafa tsy iray karazana ) [1.78] | ||
Fivaditsoratra | faham-basy, sambihafa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/22 |