| Teny iditra | 1 hafa |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
10 Tsy izy, tsy ny voalaza: Rakoto no namono ny mamba ka ny hafa no niravaka ny nifiny / Olon-kafa no nanao izany fa tsy izaho
11 Tsy mitovy, tsy tahaka: Hafa itỳ satroka itỳ noho itsy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 different
[1.2, 1.7] 13 another [1.2] 14 other [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 autre; différent
[1.3, 1.8] |
| Ohatra |
16 Misy fomba hafa va?
[2.270#39]
17 Aza manao hira hafa; [2.59#306] 18 Saingy ny hafa tsy izany. [2.285#151] |
| Fikambanana | 19 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 19 misy ny teny hoe hafa |
| Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 21 faha~, hafa |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|