|
|
|
|

Teny iditra 1  sambo
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
4  Tovonana :
Sampanteny 
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  6 Karazana lakana makadiry ohatra ny trano, natao hamakivakiana ny ranomasim-be. Karazan-tsambo: sambo lay, sambo mpiady, sambo setroka na sambo sitimo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 a ship, a large boat [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 bateau, navire, vaisseau [1.8]
Ohatra  9  Tsy namaly aho fa ny sambo no nihetsika mafy. [2.471#69]
10  Afaka nandrafitra sambo nandehanany nankany Mozambika ny sasany. [2.508#]
Voambolana  11  Fifamoivoizan-tsambo
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 8 misy ny teny hoe sambo
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  14 Randzavola: sambo ao amin' ny Baiboly
Sary 
15 

Fivaditsoratra  sambo, 16 somba

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/24