|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  samia (samy)
Sokajin-teny  2  filaza mandidin' ny mpisolo anarana
Fanazavàna teny anglisy  3  let everyone ... [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  4  que chacun ... [1.8]
Ohatra  5  Koa samia mazoto; [2.59#]
6  samia mamonjy lahasa! [2.643#]
7  samia mijery (Que chacun regarde) [1.3]
Tsanganana sy sary iray takila  8  unkLabel:ipns:

Teny iditra (2/2)9  Samià
Sokajin-teny  10  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Voambolana  11  Soratra Masina
Fanazavàna teny anglisy  12  Shemaiah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  13  Shemaya [2.996]
Tovy hevitra  14  semaia, semaia
Tsanganana sy sary iray takila  15  Fitanisana
Lahatsoratra  16  Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Samià

Fivaditsoratra  17  asima, maisa, miasa, miasà, samia

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30