|
|
|
|

Teny iditra1  samontitra
Fototeny  2  montitra
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Matoantenin' ny iharana :
6  Matoantenin' ny fameno :
7  Anarana :
8  Mpamaritra :
Voambolana  9  Ontam-po
Fanazavàna teny malagasy  10  Fahatezerana feno fisafoahana, haromotana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  11  colère, fureur, rage [1.3]
Tsipelina hafa  12  samontotra

Fivaditsoratra  13  samontitra, tsimanotra, tsiromanta

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/12