|
|
|
|

Teny iditra1  samontotra
Fototeny  2  montotra
Sokajin-teny  3  anarana
Voambolana  4  Ontam-po
Fanazavàna teny malagasy  5  Fahatezerana feno fisafoahana, haromotana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6  colère, fureur, rage [1.3]
Tsipelina hafa  7  samontitra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20