|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  sampanana
Fototeny  2 sampana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Rantsanana: Andeha sampano itsy hazo itsy hirobona rehefa fahavaratra
9 Sahanina: Aiza moa no hahombiazany? asa telo amana efatra no sampaniny [1.1]
Tovy hevitra  10 sampanina

Teny iditra (2/2) 11  sampanana
Fototeny  12 sampana
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny anglisy  14 a fork in the road, crossroads [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  15 branchement de chemin, carrefour [1.8]
16 carrefour, croisée de chemins [1.5]
Tovy hevitra  17 sampanandalana
Fikambanana  18  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe sampanana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22