Teny iditra | sampotina (fotina) | |||||||||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fisaritahan-javatra, fandehanan-javatra (toy ny rivotra na rano...) tsy milamina, sady tsy mandroso hatrany fa miverina indray [1.1] | |||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Embrouillement des objets, des paroles, entortillement, tournoiement du vent, de l’eau [1.3] | |||||||||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||||||||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |